|
|
|
|

Teny iditra1  mitondra ny maizina
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  mijaly mafy amin' ny fahoriana mahazo azy [1.1]
Tovy hevitra  4  maizina ny mahazo azy
Singan-teny  5  mitondra, maizina

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23